Yuan set to become Zimbabwe’s latest currency as China’s influence grows

Amin'ny 1 Janoary amin'ny taona ho avy, lasa vola ofisialy ao Zimbaboe ny yuan sinoa taorian'ny fifanakalozan-kevitra teo amin'ny governemanta roa tonta nandritra ny fitsidihan'ny filoha sinoa.

Izany dia hahatonga ny vola sinoa hitovy amin'ny Zimbaboe miaraka amin'ny dolara amerikana, ny Rand Afrikana Tatsimo ary ny Pula Botswana, miaraka amin'ny euro tsy mandray anjara amin'ity fampitoviana ity, angamba fampahatsiahivana maranitra ny ratsy nasehon'ny Vondrona Eoropeana tamin'i Zimbaboe.

Lasa mpiara-miombon'antoka ara-barotra lehibe indrindra amin'i Zimbaboe i Shina ary mihamitombo ny fampiasam-bola, taorian'ny fitsidihan'ny filoha Xi JinPing tany an-toerana taloha kelin'izay.


Looking East, after the windows to the West were locked by the Western powers, the remaining avenue to Zimbabwe, besides intra African trade, has come to export and import goods, and the use of the yuan is expected to facilitate this further. A write-off of loans worth 40 million US dollars helped Zimbabwe at the time to find a sounder economic footing again.

Chinese tourist numbers are growing as they are for Zambia and other neighboring countries, and Emirates is the one of the few airlines, besides Kenya Airways, offering daily connections from a number of Chinese cities via Dubai to Harare.